Loading...
Larger font
Smaller font
Copy
Print
Contents

Fanompoana Kristianina

 - Contents
  • Results
  • Related
  • Featured
No results found for: "".
  • Weighted Relevancy
  • Content Sequence
  • Relevancy
  • Earliest First
  • Latest First
    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents

    Maro No Hana-Maso Mahiratra Nefa Jamba

    Maro tokoa, eny, fa na dia amin’ireo tafiditra ao anatin’io hetsika fanamafisana ny fitandremana ny Alahady io aza, no jamba tsy mahafantatra akory ny vokatra aterak’izany hetsika izany Tsy fantany akory fa ny fahafahana arapivavahana mihitsy no asiany mivantana. Maro no tsy mbola nahatakatra velively ireo filazana mikasika ny Sabatan’ny Baiboly, ary koa ny fototra sandoka iorenan’ny lalàn’ny Alahady TFC, b. 5, t. 711.FK 226.2

    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents