Go to full page →

Samy Manana ny Toerany avy ny Tsirairay HAT 193

Samy manana ny toerany avy ny tsirairay ao amin’ny drafitra mandrakizain’ny lanitra. Ny tsirairay dia hiasa miaraka amin’i Kristy ho amin’ny famonjem-panahy. Azo antoka tahaka ny toerana izay nomanina ho antsika any amin’ny trano fonenana lehibe any an-danitra ny toerana manokana izay voatendry hiasantsika ho an’Andriamanitra eto an-tany. - COL, tt. 326, 327. HAT 193.2