Go to full page →

Ny asan’ny Sekoly Sabata HAT 193

Miantso ny tanora lahy sy vavy Andriamanitra mba hisikina ho amin’ny asa mafy mandritra ny androm-piainana amin-kafanam-po ao amin'ny asan’ny Sekoly Sabata (...) Te hanana mpampianatra ao amin’ny Sekoly Sabata izay hanompo amin’ny fony manontolo ny Tompo, izay hampitombo ny talentany amin’ny alalan’ny fampiasana izany sy ny fanatsarana izay zavatra efa hainy. - TSSW, t. 53. HAT 193.3