Go to full page →

Mitafy ny Fahamarinan’i Kristy HAT 295

Tsy hanana fironana ho amin’ny ota intsony isika rehefa mitafy ny fahamarinan’i Kristy satria miara-miasa amintsika i Kristy. Mety hanao fahadisoana isika, kanefa hankahala ota satria nahatonga fahoriana ho an’ny Tompo izany. — The RH, 18 Mar. 1890. HAT 295.3