Go to full page →

Loza Mitatao amin’ny Lalao HAT 347

Ny fitiavana ny mahafinaritra dia anisan’ny iray amin’ny fakam-panahy loza be indrindra, satria iray amin’ireo mahery, mitoetra amin’ny ankizy sy ny tanora eto amin’ny tanintsika izany. Ny andro fifaliana mitombo, ireo lalao sy korisa soavaly manintona olona maro, aoka ny fandemen’ny fifaliana hanalavitra ny rivotry ny adidy amin’ny fiainana. Ny vola tokony hotehirizina ary hampiasaina amin’ny zava-mahasoa kokoa, matetika izay mba azon’ny mahantra, dia lany amin’ny lalao. - FCE, t. 422. HAT 347.3