Go to full page →

Fomba Mitarika HAT 348

Maro no miahiahy amin’ny fanakianana be fahatany fa tsy manana fahazotoana hanova ny fombany. Matahotra izy ireny ny hifangaro amin’ireo vonona hanaraka an’i Kristy hatramin’ny farany. Tian’izy ireny ny hanahaka ny fomban’izao tontolo izao ary hahazo fankasitrahana avy amin’ireo mpanaraka ny sitrapony. I Kristy anefa dia efa nanolotra ny tenany ho antsika: «Izay nanolotra ny tenany hamonjy antsika, mba hanavotany antsika ho afaka amin’ny ota rehetra, sy hanadiovany izay olona ho an’ny tenany, sady ho mazoto idrindra amin’ny asa tsara izany ». -Tit. 2:14. HAT 348.1