Go to full page →

Fanambadiana Aloha Loatra HAT 384

Tsy ampirisihina ny fanambadiana aloha loatra. Ny fifandraisana manan-danja sy misy fiantraikany goavana eo amin’ny fiainana toy ny fanambadiana dia tsy tokony hatao maimaika, tsy ampy fiomanana ary tsy tokony hatao alohan’ny fivelaran’ny herim-batana sy ny herin-tsaina. - Ministry of Healing, t. 358. {MYP 438.3}. HAT 384.1