Ny fahorian’ny asa sy ny fahafinaretan’ny ota no fatorana ihazonan’i Satana ny olona ao amin’ny fandriny. Ireo izay manaiky ny ho faty toy izay hanota no ho hany hita mahatoky. — TFC, b. 5, t. 53. HAT 57.1