Go to full page →

Tsy Misy Fialan-Tsiny amin’ny Fanotana HAT 112

Tsy hoheverina ho toy ny fialan-tsiny amin’ny asa ratsy iray natao ny toe-panahy tsy voafehy. Ravoravo i Satana rehefa maheno ireo izay milaza ho mpanara-dia an’i Kristy manao ho fialan tsiny ireo tsy fahitsian-toetrany. Izany fialan-tsiny izany no mitarika ho amin’ny fahotana. Tsy misy fialan-tsiny amin’ny fanotana. Ny toe-panahy masina, fiainana manahaka an’i Kristy dia ho tratr’ireo zanak’Andriamanitra rehetra mibebaka sy mino. - DA, t. 311. HAT 112.2