Go to full page →

Ny Porofo Mihariharin’ny Fanampian’Andriamanitra HAT 134

Raha manana fahatsapana fahabangana ny fanahinao, raha noana sy mangetaheta ny fahamarinana, dia izany no porofo miharihary fa miasa ao am-ponao i Kristy mba hahafahany mikatsaka ny hanao ho anao, amin’ny alalan’ny fanomezana ny Fanahy Masina, izay zavatra tsy hain’ny tenanao atao ho anao. - TFMB, t. 36. HAT 134.3