Go to full page →

Manokatra ny Fo, Mampiray amin’i Kristy TF 385

Ho hanitra hankasitrahan’Andriamanitra sy hoekeny amin’ny fahafenoany ho toy ny fanomezana voatokana ny fanatitra ataon’ny malahelo, izay atolotra amim-pandavan- tena, mba hanampiana ny fampielezana ny fahazavana sarobidin’ny fahamarinana mamonjy. Tsy izany fotsiny ihany anefa, fa manokatra ny fon’ilay mpanome sy mampiray azy bebe kokoa amin’ny Mpanavotra izao tontolo izao mihitsy iny fihetsiny manolotra iny. — RH, 31 Okt. 1878. TF 385.2