Loading...
Larger font
Smaller font
Copy
Print
Contents

Hafatra Ho An'ny Tanora

 - Contents
  • Results
  • Related
  • Featured
No results found for: "".
  • Weighted Relevancy
  • Content Sequence
  • Relevancy
  • Earliest First
  • Latest First
    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents

    Toko 66 — Ny Fahamendrehan’ny Asa

    Ny fikasan’Andriamanitra dia ny hanamaivanana amin’ny alalan’ny asa ny faharatsiana nentin’ny tsy fankatoavan’ny olona teto amin’izao tontolo izao. Amin’ny alalan’ny asa no hahatonga ny fakam-panahin’i Satana tsy hisy vokany ary hampitsahatra ny fisafoaky ny fakam-panahy. Ary na dia atrehina amim-pitebitebena sy hasasarana ary fahoriana aza dia mbola loharanom-pahasambarana sy fivelarana ary fiarovana amin’ny fakam-panahy ny asa. Ny fifehezan-tena takin’izany no manakana amin’ny fampanaranam-po ny tena, mampivelatra ny faharetana sy fahazotoana miasa, ny fahadiovana sy ny tsy fiovaovana. Amin’izany ny asa dia manjary anisan’ny drafitra lehiben’Andriamanitra amin’ny fanasitranana antsika avy amin’ny fahalavoana.HAT 186.2

    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents