Loading...
Larger font
Smaller font
Copy
Print
Contents

Hafatra Ho An'ny Tanora

 - Contents
  • Results
  • Related
  • Featured
No results found for: "".
  • Weighted Relevancy
  • Content Sequence
  • Relevancy
  • Earliest First
  • Latest First
    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents

    Toko 145 — Resaka Avo Lenta

    Tsy ny mahazo fanabeazana ara-tsiansa ambony indrindra mandrakariva no fitaovana mahomby indrindra ampiasain’Andriamanitra. Maro tamin’ireo voailikilika sy olona tsy dia nanana tombontsoa nandranto fianarana firy no naka ny toerany satria ireo no manana ny fahalalana ilaina amin’ny fiainana andavanandro. Ireo izay mihevitra ny tenany ho nahavita fianarana mantsy dia matetika mijanona tsy ho mpianatra intsony, mihevitra ho mahavita tena, ka tsy manaiky ny hampianarin’iza na iza intsony, na dia Jesôsy aza, izay mpampianatra lehibe indrindra nisy teto ambonin’ny tany. - MYP 425.1.HAT 371.2

    Ireo izay nitombo sy nivelatra, nampivoatra ny sain’izy ireo tamin’ny alalan’ny fandalinana ny Soratra Masina mba hahafahan’izy ireo mahafantatra ny sitrapon’Andriamanitra, dia ho tonga amin’ny toerana misy ilàna azy satria tafatsofoka tao amin’ny fiainana sy toetran’izy ireo ny tenin’Andriamanitra. Tsy maintsy manao ny asany manokana io tenin’Andriamanitra io mba hahafantarana ny fisainana sy ny fikasan’ny fo. Ny tenin’Andriamanitra dia tokony ho hanina ahafahan’ny Kristianina mitombo hery, ara-panahy sy ara-tsaina, mba hahafahany mitolona ho an’ny fahamarinana sy ny fahitsiana. - MYP 425.2.HAT 371.3

    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents