Loading...
Larger font
Smaller font
Copy
Print
Contents

Fanompoana Kristianina

 - Contents
  • Results
  • Related
  • Featured
No results found for: "".
  • Weighted Relevancy
  • Content Sequence
  • Relevancy
  • Earliest First
  • Latest First
    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents

    Tsy Afaka Hanome Ny Anton’ny Finoany Mazava

    Maro amin’izay milaza ho mihinana ny fahamarinana amin’izao andro farany izao no ho hita fa tsy ampy lanja. Nanao an-tsirambina ny zavatra mavesa-danja kokoa izy ireo. Ivelambelany fotsiny ny fiovam-pony, tsy lalina, tsy matotra ary tsy amin’fahafenoany. Tsy fantany ny antony inoany ny fahamarinana, satria nino izany fotsiny ny hafa, ka noraisiny maimaim-poana fa fahamarinana izany Tsy afaka ny hanome ny antony inoany amin’fomba mazava tsara izy ireo (...) Ny hafa dia tsy nohazavaina sy nampiorenina tamin’alalan’fanandramana, na tamin’alalan’fahalalana, izay tombontsoa sy adidin’izy ireo no nahazoana azy. Ny fahatanjahana sy ny tsy fiovaovana dia an’ireo nanaiky tamin’fo manna. - TFC, b. 2, t. 634.FK 62.2

    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents