Go to full page →

Zaza tsy Mahari-Pery HAT 294

Misy amin’ny zanaka no tsy mahatohitra ny fakam-panahy ny amin’ny fitandremana ny Sabata; mihevitra izy fa manao didiko fe lehibe ny ray aman-dreny amin’ny fampianarana azy izany. Mazana tsy mahafaly azy izany, misy fahasorenana eo amin’izay manao ny soa sy ny tsara ho azy ireo. Kanefa hisaotra sy hankasitraka ireo ray aman-dreniny izy ireo any aoriana kely raha mbola maharitra ny andron’ny tany noho ny fikendren’izy ireo izay nahasoa azy nandritra izay taona maron’ny fanandramana teo amin’ny fiainany izay (...) HAT 294.3