Loading...
Larger font
Smaller font
Copy
Print
Contents

«Hery Mifanandrina»

 - Contents
  • Results
  • Related
  • Featured
No results found for: "".
  • Weighted Relevancy
  • Content Sequence
  • Relevancy
  • Earliest First
  • Latest First
    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents

    Fanazavan-teny

    TENY HEVINY Ny ahitana izany voalohany
    Jesosy Kristy Iray ami’ny ireo persona 3, Izay Andriamanitra. Izy No nanao ny zavatra rehetra Maneran-tany sy izao tontolo izao Nateraka toy ny olombelona Izy teo ho eo amin’ny 2000 taona lasa izay, novonoina izy tamin’ny faha 33 taonany, natsangana tamin’ny maty, ary miasa any an-danitra amin’izao fotoana izao mba ho famonjena antsika Hiverina eto amin’ity tany ity tsy ho ela Izy, ary homena azy ny fanapahana ny Zavatra rehetra manerana izao tontolo izao Mandrakizay, mandrakizay. Lohateny
    Satana I Devoly. Izy no rain’ny ratsy rehetra. Noforinina ho tsara indrindra , zavamananaina tanteraka noho ny hafa rehetra izy, fa nanapakevitra ny hikomy kosa izy. Ankehitriny, dia manohy ny asa ratsiny hatrany izy nefa ho avy ny fotoana izay handringanan’Adriamanitra azy. Lohateny
    Tompo Jesosy Kristy Hitako
    Nasehoa ahy
    Andriamanitra Ray
    Rehefa ny mpanoratra, Ellen White nahita io fahitana io, ny anjely Izay teo akaikiny no nilaza zavatra taminy Naneho zavatra taminy. Nanoratra izy ary izay hitan’ny masony.
    Toko 1
    Toko 1
    Andriamanitra Ny Ray, zanaka (Jesosy Kristy) ary
    Ny Fanahy Masina. Ireo 3 rehetra ireo dia
    Andriamanitra
    Toko 1
    Zanak’Andriamanitra Jesosy Kristy Toko 1
    Tenin’Andriamanitra 1°) Izay tenenin’Andriamanitra
    2°) Ny Baiboly
    Toko 2
    Toko 18
    Fanavotana avotra Tany am-piandohana, ny olombelona dia fananan’Andriamanitra, fa Satria nanota ny razambentsika dia isika rehetra dia lasa an’I Satana ankehitriny. Ny anaran’I Jesosy Kristy dia miasa mba Hanavotana antsika amin’I Satana Toko 3
    Ny anjely Ilay anjely izay nirahina mba Ho eo anilan’I Ellen White Rehefa
    Nahita an’io fahitana io izy
    Toko 3
    Ny fiaviana Ny fahatongavan’I Jesosy ampahibemaso eto an-tany. Ny voalohany
    Dia tamin’ny 2000 taona lasa izay ary
    Ny faharoa dia efa ho avy tsy ho ela
    Toko 4
    Zanak’ondrin’Andriamanitra Jesosy Kristy Toko 4
    Jaona mpanao batisa Mpaminany rahalahin’I Jesosy. Izy no niantso ho amin’ny fibebahana sy ny batisa Toko 4
    Batisa Fanitrihana ny vatana iray manontolo ao ambanin’ny fanambonin’ny rano mba ho tonga Kristianina Toko 4
    Batisa Fanitrihana ny vatana iray manontolo ao ambanin’ny fanambonin’ny rano mba ho tonga Kristianina Toko 4
    Elia Mpaminany iray nakarina velona tany an-danitra ary tsy nandalo fahafatesana Toko 4
    Fanatitra Ou Sorona Fanomezana biby ho an’Andriamanitra ary koa, Jesosy Kristy, ny tenany mihitsy Toko 5
    Fireneny, Vahoakan’Andriamanitra 1°) Fahiny dia ny vahoakan’Israely sy Jodia
    2°) Ankehitriny, izay rehetra mino an’i Jesosy ary manao ny sitrapony
    Toko 17
    Mikaela Lehiben’ireo anjely rehetra any an-danitra Toko 16
    Rota Hazo izay maniry any Afovoany Atsinanana. Ny raviny dia ampiasaina ho fanafody Toko 7
    Rahalahy, rahavavy Izay rehetra mino an’I Jesosy ary manao ny sitrapony Toko 7
    Hosanna
    Sabata
    Derao Andriamanitra!
    Andro hitsaharana izay manomboka ny Zoma milentimasoandro ka mifarana ny Sabotsy mileti-masoandro. Jereo Genesisy 2:2-3
    Toko 9
    Toko 10
    Hafatra Teny izay avy amin’Andriamanitra. Ary koa ny fihetsiketsehana ho fanapariahana izany teny izany Toko 10
    Fiakarana Fiakarana an-danitra. Tsy midika hoe: fahafatesana Toko 11
    Apostoly Olona izay mitory ny filazantsara anatin’ny fotoana feno toy ny asany. Entina ilazana indrindra koa ireo mpianatr’I Jesosy sy I Paoly Toko 12
    Ny zanak’olona Jesosy Kristy Toko 13
    Jentelisa Ireo hafa rehetra ankoatrin’ny Jiosy Toko 14
    Paoly Talohan’ny niovany fo, dia fantatra tamin’ny anarana Saoly izy. Jereo Asa 13:9 Toko 15
    1843, 1844 Ny fiavian’I Jesosy fanindroany sy ny fiafaran’izao tontolo izao dia noheverina ho tonga tamin’ny fiafaran’io taona io. Kanefa ny fotoana arapaminanian’I Daniela 8:14 no tanteraka tamin’io faran’ny taona io Toko 23
    Mpiandry ondry 1°) Ireo mpitondra fivavahana. Ireo Pasitora sy Piretra
    2°) Jesosy Kristy
    Toko 23
    Ireo Masina Ireo izay tia an’Andriamanitra amin’ny fo tokoa ary manaraka izay zavatra lazainy hatao Toko 24
    Fioerana Masina Anaran’ilay toerana any andanitra izay hiasan’I Jesosy, ankehitrio, mba ho famonjena antsika. Misy kianja izy io, Fitoerana Masina (trano voalohany) ary Fitoerana Masina indrindra (trano faharoa). Ilay nataon’I Mosesy fahiny dia nalaina tahaka tamin’ilay any an-danitra. Izay antsoina koa hoe “Tabernakely” sy “tempoly”. Toko 25
    Fampihavanana ou fanavotana Jesosy dia manatanteraka io asa io amin’ny fampihavavana ou fanamarinana ny olona amin’Andriamanitra amin’ny alalan’ny fahamendrehan’ny rany. Toko 25
    Ziona 1°) Anarana iray ho an’ilay toerana any an-danitra ankehitriny
    2°) Anaran’ireo vondron’olona izay manaraka an’Andriamanitra
    Jerosalema vaovao Anaran’ilay toerana any andanitra ankehitriny, tranon’Andriamanitra sy ireo anjely. Io toerana io dia hampidinina ety ambonin’ity tany ity ary ho eto mandrakizay Toko 27
    Kerobima Laharana voalohany amin’ny anjely Toko 27
    Fanelanelanana Jesosy dia mijoro eo anelanelan’ny mpanota voaheloka sy Andriamanitra Ray tsitoha. Manatanteraka io asa io Jesosy mba ho famonjena antsika toy ny “mpanelanelana” Toko 27
    Bibidia Anarana ho an’ireo vondron’olona maro izay manohitra an’Andriamanitra. Jereo Apokalipsy 13 Toko 28
    Jehovah Anarana iray iantsoana ilay Andriamanitra Ray Toko 28
    Kanana Anaran’ilay tany izay nampanantenaina ho an’ny Israely. Izay naneho an-tsary ny lanitra. Jereo Genesisy 12:5 Toko 28
    Andron’ny pantekosta Iray amin’ireo fety izay nomen’Andriamanitra ny Israely. Jereo Levitikosy 23:15-16 & Asa Toko 2 Toko 29
    Advantista Anaran’ireo olona izay mino fa ho avy indray eto an-tany I Jesosy. Ary koa, anaran’ireo vondron’olona ireo Toko 29
    Laodikia Fiangonana farany amin’ny lisitr’ireo fiangonana fito ao amin’ny Apokalypsy Toko 2 & 3. Io antoko io dia mihevitra fa manna-karena ary tsy mila fanampiana ara-panahy, kanjo, mahantra sy ory izy ireo. Toko 32
    Ranonorana farany Ny Fanahy Masina dia mirotsaka amin’ny fahafenony mba hanomana ny olona ho an’I Jesosy, izany dia mialoha indrindra ny fiaviany indray eto an-tany. Jereo Joela 2:23 & Asa 3:19 Toko 32
    Jobily Taonan’ny fahafahana. Isaky ny 50 taona ny Israely dia mamerina ny zavara rehetra amin’ny tompony voalohany. Ny fambolena koa, dia tsy tanterahina amin’io taona io. Jereo Levitikosy 25:10 Toko 37
    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents