Loading...
Larger font
Smaller font
Copy
Print
Contents

Fanompoana Kristianina

 - Contents
  • Results
  • Related
  • Featured
No results found for: "".
  • Weighted Relevancy
  • Content Sequence
  • Relevancy
  • Earliest First
  • Latest First
    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents

    Eo Amin’ny Fahazazana

    Aoka ny hatsaram-panahy sy ny fahalalam-pomban’mpitandrina ho hita eo amin’fomba fitondrany ny ankizy. Tokony hoheveriny mandrakariva fa tsangan’olona lehilahy sy vehivavy, mambra zandriny ao amin’ankohonan’Tompo izy ireny. Mety ho tena akaiky sy malalan’Tompo izy ireny, ary, raha nahazo toro lalana sy fifehezana araka ny tokony ho izy dia hanao asa fanompoana ho azy, eny, na dia eo amin’fahatanorany aza. - TFC, b. 4, tt. 397,398 .FK 41.2

    Aoka tsy hodiana tsy hita ny tanora; aoka izy ireo handray anjara amin’asa sy ny andraikitra. Aoka izy ireo hahatsapa fa manana anjara asa hatao amin’ny fanampiana sy fitahiana ny hafa. Na dia ny ankizy aza dia tokony hampianarina hanao asam-pitiavana sy famindrampo amin’ireo ankizy tsy manana noho izy ireo. - TFC, b. 6, t. 435. FK 41.3

    Tokony hampianarin’ray aman-dreny ny zanany ny tombambidin’fotoana sy ny fampiasana izany tsara. Ampianaro azy fa ny miasa hanome voninahitra an’ Andriamanitra sy hitondra fitahiana ho an’olombelona dia mendrika ny ezaka atao. Na dia eo amin’fahazazany indrindra aza izy dia mety ho tonga mpanompon’ Andriamanitra. - HF, t. 300.FK 42.1

    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents