Loading...
Larger font
Smaller font
Copy
Print
Contents

Fanompoana Kristianina

 - Contents
  • Results
  • Related
  • Featured
No results found for: "".
  • Weighted Relevancy
  • Content Sequence
  • Relevancy
  • Earliest First
  • Latest First
    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents

    Manasà Olona Hianatra Baiboly Ao An-Tokatranonao

    Antsoy ao an-tokantranonao ny mpifanolobodirindrina aminao, ary miaraha mamaky aminy ny Baiboly sarobidy sy ireo boky izay manazava ny fahamarinana. Antsoy izy hiaraka mihira sy mivavaka aminao. Amin‘ny fitoriana kely toy izany, dia hanatrika eo i Kristy araka ny nampanantenainy, ary ho voatohin‘ny fahasoavany ny fo. - TMF, t. 115.FK 172.1

    Raha tany Efesosy i Apolosy dia niteny tamin‘ny fahasahiana teo amin‘ny synagoga’. Anisan‘ny mpihaino azy Akoila sy Prisila izay nahita fa tsy mbola nandray ny fahazavana feno teo amin‘ny filazantsara izy, dia nandray azy hankeo aminy ka nampianatra azy marimarina kokoa ny amin‘ny lalàn’Andriamanitra‘. Tamin’alalan’fampianaran‘ireo no nandraisany fahalalana mazava kokoa ny Soratra Masina sy nahatonga azy ho anankiray amin’mpiaro kinga indrindra ny finoana kristiana. - VM, t. 236.FK 172.2

    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents