Loading...
Larger font
Smaller font
Copy
Print
Contents

Fanompoana Kristianina

 - Contents
  • Results
  • Related
  • Featured
No results found for: "".
  • Weighted Relevancy
  • Content Sequence
  • Relevancy
  • Earliest First
  • Latest First
    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents

    Fanontaniana Manan-Danja

    Hisokatra eo anoloantsika ny mandrakizay. Tsy ho ela intsony dia hoesorina ny lamba lehibe. Nahoana no mihevitra ny hifikitra amin‘ny fitiavan-tena sy izay mampahametimety ny fiainantsika isika kanefa fanahy maro manodidina antsika no very?FK 112.1

    Moa nihamafy tahaka ny vato va ny fontsika?FK 112.2

    Tsy afaka ny hahita va isika ka hahatakatra fa manana asa hatao ho an‘ny hafa isika?FK 112.3

    Ranadahy sy rahavaviko isany, moa ve ianareo anisan’ireo izay mana-maso kanefa tsy mahita, ary manan-tsofina fa tsy mandre?FK 112.4

    Moa ve zava-poana ny nanomezan’ Andriamanitra anao ny fahalalana ny sitrapony?FK 112.5

    Moa ve zava-poana ny nandefasany ireo fampitandremana nifanesisesy manambara ny fahantomoran’farany?FK 112.6

    Moa ve ianareo mino ny fanambaran’ Teniny mikasika izay hiseho eto amin’izao tontolo izao?FK 112.7

    Moa ve mino ianareo fa mihantona eo ambonin‘ izao tontolo izao ny fitsaran’Andriamanitra?FK 112.8

    Amin’fomba ahoana no ahafahanareo mipetrapetraka maka aina, tsy miraika sy tsy taitra? - TFC, b. 9, tt. 26, 27.FK 112.9

    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents