Loading...
Larger font
Smaller font
Copy
Print
Contents

Torolalana Ho Amin'ny Fahaiza-Mitantana

 - Contents
  • Results
  • Related
  • Featured
No results found for: "".
  • Weighted Relevancy
  • Content Sequence
  • Relevancy
  • Earliest First
  • Latest First
    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents

    Mampikatso ny Kodiarana Efa Mandroso

    Ny fiheverana fa ny toeram-pitsaboana dia tsy tokony haorina aloha raha tsy hoe efa azo atao ny manomboka amin-kalalahana tsy misy trosa ny asa dia mampikatso ny kodiarana efa mandroso. Tsy maintsy nindram-bola isika tamin’ny fanorenana toeram-pivoriana, mba hahafahana mamita zavatra ao anatin’ny indray mandeha monja. Voatery nanao izany isika mba hahafahana manatanteraka ny fitarihan’Andriamanitra. Nindrana vola ary nandoa ny zana-bola tamin’izany vola nindramina izany ireo olona izay nanana fieritreretana lalina ny fampandrosoana ny asan’Andriamanitra, mba hanorenana sekoly, sy toeram- pitsaboana ary toeram-pivoriana. Ireo sehatr’asa natsangana sy ny fiangonana naorina no harena lehibe hahafahana mitarika ny maro ho amin’ny fahamarinana. Tamin’izay no nitomboan’ny ampahafolony ary mpiasa maro no nanampy ny tafiky ny Tompo. - L 211, 1904.TF 310.1

    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents