Loading...
Larger font
Smaller font
Copy
Print
Contents

Torolalana Ho Amin'ny Fahaiza-Mitantana

 - Contents
  • Results
  • Related
  • Featured
No results found for: "".
  • Weighted Relevancy
  • Content Sequence
  • Relevancy
  • Earliest First
  • Latest First
    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents

    Andosiro Tahaka ny Habokana ny Trosa

    Tokony hampiharina amin’ny sehatra rehetra mifandray amin’ny sekoly ny fitsitsiana sy ny fahaiza-mitahiry. Matetika mantsy ireo izay tonga hianatra eo amin’ny sekoly no nipoitra avy any amin’ny tokantrano somary sahirana, sy nanana fahazarana mihinana sakafo tsotra tsy dia misy karazany. Saingy efa zatra mihinana sakafo betsaka amin’ny antoandro izy ireo. Ka tsara kokoa ho an’ny rehetra ny tsy mihinana afa-tsy sakafo tokana sady tsotra amin’ny alina. Tsy maintsy manao izay fomba rehetra hahafahana mitsitsy isika raha tsy izany dia tsy maintsy hidiran’ny trosa mavesatra. Aoka tsy hihoatra ny fetra. Andosiro toy ny fandositra habokana ny firobohana amin’ny trosa.TF 300.1

    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents