Loading...
Larger font
Smaller font
Copy
Print
Contents

Torolalana Ho Amin'ny Fahaiza-Mitantana

 - Contents
  • Results
  • Related
  • Featured
No results found for: "undefined".
  • Weighted Relevancy
  • Content Sequence
  • Relevancy
  • Earliest First
  • Latest First
    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents

    Fahaizana sy Fahadiovana eo amin’ny Fifanakalozana Rehetra

    Ny fahamasinana teo anatrehan’ Andriamanitra no toetoetra lehibe indrindra tamin’ny fiainan’ny Mpanavotra teto an-tany, ary faniriany raha io koa no mamaritra ny fiainan’ireo mpanara-dia Azy. Ireo mpanompony dia tokony hiasa amim-pahatokiana tsy misy fitiavan-tena, sy amim- piheverana fa ilaina ary manana hery miasa mangina ny mpiasa tsirairay. Tokony hanamarika ny asany rehetra sy ny fifanakalozany ara-barotra rehetra ataony ny fahaizana sy ny fahadiovana. I Kristy no fahazavan’izao tontolo izao. Tsy tokony hisy rirany maizina izay anaovana asa tsy mahitsy eo amin’ny asany. Ny tsy fahamarinana no zavatra tsy ankasitrahan’Andriamanitra indrindra. - RH, 24 Jona 1902.TF 157.1

    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents