Loading...
Larger font
Smaller font
Copy
Print
Contents

Hafatra Ho An'ny Tanora

 - Contents
  • Results
  • Related
  • Featured
No results found for: "".
  • Weighted Relevancy
  • Content Sequence
  • Relevancy
  • Earliest First
  • Latest First
    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents

    Toko 88 — Safidy Vaky Boky

    Manana tanjona amin’ny fanomanana ny vatana sy ny saina ary ny fanahy hiatrika ny adidin’ny fiainana ny fanabeazana. Mitombo na mihena arakaraka ny asa atao ny herin’ny faharetana sy ny asan’ny atidoha. Tsy maintsy voafehin’ny fitsipika ny saina mba hampivelatra sy hampitombo ny fahaiza-manaony.HAT 235.2

    Maro ny zatovo no mangetaheta vaky boky, ka vakiny avokoa izay rehetra mandalo eo imasony. Aoka hitandrina izy amin’izay vakiny sy izay henoiny. Naseho ahy fa mananton-tena amin’ny loza izy ireo amin’ny vaky boky ratsy izay mamindra toetra ratsy aminy. An’arivony ny fandrika velarin’i Satana handringanana ny tanora. Mahafaty ny tsy fitandremana kely foana. Mila mpitily ny sain’izy ireny mba tsy ho saron’ny fakam-panahy.HAT 235.3

    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents