Loading...
Larger font
Smaller font
Copy
Print
Contents

Hafatra Ho An'ny Tanora

 - Contents
  • Results
  • Related
  • Featured
No results found for: "".
  • Weighted Relevancy
  • Content Sequence
  • Relevancy
  • Earliest First
  • Latest First
    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents

    Fijoroana ho Vavolombelona

    Tsy hoe ampy fotsiny ny fandosiranao ny ratsy, tsy maintsy manao mihoatra lavitra noho izany ianao: tsy maintsy mianatra «manao ny tsara” ihany koa. Asehonao amin’ny fitondran-tenanao i Kristy ho hitan’izao tontolo izao. Tokony ho fiainanao isan’andro ny hoe mianatra manao ny asan’Andriamanitra. Ny mpianatr’i Kristy dia tsy maintsy epistily velona «fantatra sy vakin’ny olona rehetra».HAT 303.1

    Tsy ampy fotsiny ny maniry hanana toetra tsara. Tsy maintsy misy asa manaraka izany. Tsy maintsy misy hery lanina manaraka izany, maharitra ary matotra. Ny fanarahanao ny dingana tsikelikely isan’andro no hahatonga ny fivoaranao ka hahatraranao ny fara tampony indrindra amin’ny fahatsarana: ho mpandresy ianao, eny mihoatra lavitra noho ny mpandresy amin’ny alalan’Ilay efa tia anao. — YI, 5 Nôv. 1896.HAT 303.2

    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents