Loading...
Larger font
Smaller font
Copy
Print
Contents

Hafatra Ho An'ny Tanora

 - Contents
  • Results
  • Related
  • Featured
No results found for: "".
  • Weighted Relevancy
  • Content Sequence
  • Relevancy
  • Earliest First
  • Latest First
    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents

    Fizarana Faharoa - Ady Amin’ny Fahotana

    Ny ohatra niainan’i Kristy dia maneho amintsika fa ny hany fanantenana hahazoana fandresena ho antsika dia ny fanoherana tsy tapaka ny fanafihana ataon’i Satana. Ilay nandresy ny fahavalon’ny fanahy no mahafantatra ny herin’i Satana eo amin’ny taranak’olombelona ary dia nandresy azy ho antsika. Amin’ny maha-mpandresy Azy, dia nomeny antsika ny tombontsoan’ny fandresena azony, mba hampiraisantsika ny fahalementsika amin’ny heriny, ny tsy fahamendrehantsika amin’ny fahatanterahany, ao amin’ny ezaka ataontsika hifahatra amin’ny fanangolen’i Satana. Hotohanan’ny heriny isika manoloana ny herin’ny fakam-panahy, ary dia hahafahatra amin’ny anarany tsitoha, handresy tahaka ny nandreseny. ST, 4 Mar. 1880.HAT 35.1

    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents