Loading...
Larger font
Smaller font
Copy
Print
Contents

Hafatra Ho An'ny Tanora

 - Contents
  • Results
  • Related
  • Featured
No results found for: "".
  • Weighted Relevancy
  • Content Sequence
  • Relevancy
  • Earliest First
  • Latest First
    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents

    Toko 150 — Fikambanana amin’ny Tsy Mpino

    Ry rahavavy malala, nampahafantarina ahy ny fikasanao hanambady olona izay tsy iray finoana ara-pivavahana aminao, ary matahotra aho sao dia tsy voalanjalanjanao tsara izany zava-dehibe manan-danja izany. Mialoha ny hanaovanao dingana izay mety hisy fiantraikany amin’ny fiainanao ho avy rehetra, mampirisika anao aho mba handinika io lohahevitra io amin’ny fanapahan-kevitra feno fitandremana sy vavaka. Ho loharanon’ny tena fifaliana ve io fifandraisana io? Hanampy anao eo amin’ny fiainana kristianina ve izany? Hankasitrahan’Andriamanitra ve izany? Ho ohatra azo antoka harahin’ny hafa ve ianao? — MYP 439.1.HAT 384.2

    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents