Loading...
Larger font
Smaller font
Copy
Print
Contents

Hafatra Ho An'ny Tanora

 - Contents
  • Results
  • Related
  • Featured
No results found for: "".
  • Weighted Relevancy
  • Content Sequence
  • Relevancy
  • Earliest First
  • Latest First
    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents

    Toko 98 — Lesona Mikasika ny Fitsitsiana

    Tokony hampahatsiahivina mandrakariva ny tanora fa tombontsoa manokana ny fiaraha-miasa amin’Andriamanitra amin’ny fianarana ny fitsitsiana sy ny fahafoizana. Maro no mihevitra fa tokony homena fahafaham-po ireny fitiavam-pahafinaretana ireny ka handany hatrany izay voaray. Tian’Andriamanitra ny hiasantsika amim-pahendrena kokoa noho izany.HAT 260.2

    Fahotana atao amin’ny tena ihany izany noho ny mianina amin’ny fihinanana, fisotroana, ary ny fitafiana. Manolotra ny ambonimbony kokoa noho izany Andriamanitra. Rehefa vonona ny hiala amin’ny fitiavan-tena sy hampiasa ny herim-po ary ny saintsika ho an’Andriamanitra isika dia hiara-miasa amintsika ny fanahin’ny lanitra ka ho tonga loharanon-tombontsoa ho an’ny olombelona isika.HAT 260.3

    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents