Loading...
Larger font
Smaller font
Copy
Print
Contents

Hafatra Ho An'ny Tanora

 - Contents
  • Results
  • Related
  • Featured
No results found for: "".
  • Weighted Relevancy
  • Content Sequence
  • Relevancy
  • Earliest First
  • Latest First
    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents

    Toko 132 — Fivoriana

    Ahazoana tombontsoa sy fampianarana tsara ny fivorian’ny mpiara-monina rehefa olona feno ny fitiavan’Andriamanitra no mpandray anjara ao; rehefa hivory mikasika ny Tenin’Andriamanitra, na hitady ny fomba mahomby indrindra hampandrosoana ny asan’Andriamanitra sy hanisy soa ho an’ireo mpiara-monina aminy. Rehefa ny Fanahin’Andriamanitra no irina hampiantranoina, ka tsy misy zavatra notenenina na natao mampahory Azy, dia omem boninahitra Andriamanitra ary ireo rehetra ao dia mandray ny fakan-drivotra mampahery sy mampahatanjaka.HAT 337.3

    Nefa misy karazana fivoriana tsy mitovy amin’izany, ahitana fieboeboana, fihomehezana na hatsikana. Ireo izay mandray anjara amin’io rehefa hetsehin’ny fitiavana fialam-boly, dia mety ho tra-doza hanadino an’Andriamanitra sy hampitomany ny anjely izay manatrika eo. Amin’izy ireo, ny toeran’ny fahafinaretana dia lasa paradisa mandalo fotsiny ihany. Mamela ny fihomehezana sy ny fahadalana amin’ny fifaliana handresy azy izy ireo. Mihiratra ny maso, mena ny tarehy, nefa ny feon’ny fieritreretana ao anatin’ny torimaso.HAT 337.4

    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents