Loading...
Larger font
Smaller font
Copy
Print
Contents

Hafatra Ho An'ny Tanora

 - Contents
  • Results
  • Related
  • Featured
No results found for: "".
  • Weighted Relevancy
  • Content Sequence
  • Relevancy
  • Earliest First
  • Latest First
    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents

    Toko 131 — Fialam-Boly Kristianina

    Raha eo am-pitadiavana ny fanavaozana indray ny saina sy hampatanjaka ny vatana isika, Andriamanitra dia mitaky ny fampiasana tsara ny fahafahantsika. Ny fialan-tsasatra izay ataontsika dia tokony hanomana antsika ho afaka hanao tsara indray ny andraikitra sy hiteraka hery miasa mangina tsara ho an’ireo manodidina antsika. Rehefa hody any an-tranontsika isika, dia tokony ho feno hery vaovao ny vatana sy saina, vonona hamerina antsika amin’ny asa indray feno herim-po sy fanantenana (...)HAT 336.1

    Nirahin’Andriamanitra hanao soa ho an’ny olona isika, kanefa raha fenoina zava-dratsy ny saina, tahaka ireo izay tsy mitady afa-tsy ny hafaliana sy ny hadalana, dia amin’ny fomba ahoana no hahatrarantsika ny tanjona? (...)HAT 336.2

    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents