Loading...
Larger font
Smaller font
Copy
Print
Contents

Hafatra Ho An'ny Tanora

 - Contents
  • Results
  • Related
  • Featured
No results found for: "".
  • Weighted Relevancy
  • Content Sequence
  • Relevancy
  • Earliest First
  • Latest First
    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents

    Ny Fifehezan’ny Filàna

    Amin’izao fotoana haingana sy feno fahasimbana izao dia tsy voadinika intsony ireny zavatra ireny. Tsy manaiky hofehezina intsony ny filan’ny nofo, ary izy no lasa mpitondra, na dia fahosana sy fahoriana ary fahafatesana aza no vokatry ny fitondrany. Voatery hiaina zava-tsarotra sy fanaintainana ary fijaliana ny vehivavy noho ny filana tsy voafehin’ny lehilahy izay mitondra ny anarana hoe ho vadiny — raha ny marina kokoa dia tokony hantsoina hoe mahery setra izy ireny. Miaina fiainam-pahoriana ny reny, miaraka amin’ny ankizy eo an-tsandry saika mandrakariva, mitady ny fomba rehetra hanisiana mofo ao am-bavany sy akanjo ao an-damosiny. Fahoriana toy izany no mameno izao tontolo izao. - MYP 462.3.HAT 407.2

    Kely ihany sisa ny tena fitiavana madio sy marina misy. Tsy fahita firy izany. Ny filàna mirehitra no antsoiny hoe fitiavana. Maro ireo vehivavy izay nohararaotina ny fahalemem-panahiny sy ny fahatsarany, satria avelan’ny fifandraisana eo amin’ny fanambadiana hahery setra aminy ilay lehilahy antsoiny hoe vadiny. Hitany ho tena ambany kalitao ny fitiavany ka nampaharikoriko azy. - MYP 463.1.HAT 408.1

    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents