Loading...
Larger font
Smaller font
Copy
Print
Contents

Hafatra Ho An'ny Tanora

 - Contents
  • Results
  • Related
  • Featured
No results found for: "".
  • Weighted Relevancy
  • Content Sequence
  • Relevancy
  • Earliest First
  • Latest First
    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents

    Fizarana Voalohany - Ny Fikasan’Andriamanitra Ho An’ny Tanora

    Mba handrosoan’ny asa amin’ny sampana rehetra, dia miantso ny tanora feno fahavitrihana sy fahazotoana ary fahasahiana Andriamanitra. Nifidy tanora mba hanampy amin’ny fampandrosoana ny asany Izy Mila hery sy tanjaka vaovao ary tsy misy kilema mba hanaovana drafitra amin’ny saina mazava sy hanatanterahana izany amin’ny tanana sahy. Asaina ny tanora lahy sy vavy hanome an’Andriamanitra ny herin’ny hatanorany, ka ny fampiasan’izy ireo ny tanjany amin’ny alalan’ny saina matsilo sy asa mavitrika dia hanome voninahitra an’Andriamanitra ary hitondra famonjena ho an’ireo olona namany. -GW, t. 67.HAT 9.1

    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents