Loading...
Larger font
Smaller font
Copy
Print
Contents

Hafatra Ho An'ny Tanora

 - Contents
  • Results
  • Related
  • Featured
No results found for: "".
  • Weighted Relevancy
  • Content Sequence
  • Relevancy
  • Earliest First
  • Latest First
    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents

    Ny Tenintsika, Loharanom-Panampiana

    Kely loatra ny resaka eo anivon’ny Kristianina momba ny toko sarobidin’ny fanandramana. Mandringa ny asan’Andriamanitra ary afa-boninahitra Izy amin’ny fampiasana tsy araka ny tokony ho izy ny talentan’ny fiteny. Ny fialonana sy ny fisainan-dratsy ary ny fitiavan-tena no kolokoloina ao am-po, ary ny teny avoaka etý ivelany dia maneho ny fahasimbana ao anaty. Maro ireo izay manonona ny anaran’i Kristy kanefa dia milefitra amin’ny fisainan-dratsy sy ny fitenenan-dratsy. Mahalana izy ireo no miresaka momba ny hatsaram-panahy sy ny famindrampo ary ny fitiavan’Andriamanitra, izay nasehony tamin’ny nanomezany ny Zanany ho an’izao tontolo izao. Izany no nataony ho antsika, koa moa va tsy tokony hasehontsika etỳ ivelany ny fitiavantsika sy ny fankasitrahantsika? Moa tsy tokony hiezaka hanao ny tenintsika ho loharanom-panampiana sy fampaherezana ho an’ny tsirairay amin’ny fanandramana kristianina va isika? Raha tena tia an’i Kristy tokoa isika dia hanome voninahitra Azy amin’ny tenintsika. Matetika ireo tsy mpino dia resy lahatra eo am-pihainoana ny teny fiderana sy fankasitrahana madio ho an’Andriamanitra. - RH, 25 Jan. 1898. {MYP 424.1}.HAT 370.1

    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents