Loading...
Larger font
Smaller font
Copy
Print
Contents

Hafatra Ho An'ny Tanora

 - Contents
  • Results
  • Related
  • Featured
No results found for: "".
  • Weighted Relevancy
  • Content Sequence
  • Relevancy
  • Earliest First
  • Latest First
    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents

    Mitady Torohevitra

    Raha notahina tamin’ny fananana ray aman-dreny matahotra an’Andriamanitra ianao, mitadiava torohevitra any aminy. Sokafy eo aminy ny fanantenanao sy ny drafitrao, makà lesona avy amin’ny fanandramany teo amin’ny fiainana ary ho avotra amin’ny ratram-po maro ianao. Ambonin’izany rehetra izany, ataovy ho mpanoro hevitra anao i Kristy. Mianara ny Teniny amim-pivavahana. - MYP 435.3.HAT 381.1

    Eo ambany tari-dalana toy izany no aoka haneken’ny tovovavy ho vady ny olona izay manana toetra madio, izay mazoto sy matotra ary marina, izay tia sy matahotra an’Andriamanitra. Aoka ny tovolahy hitady olona ho eo anilany, izay vonona ny hitondra ny anjara entany, izay hahamendrika sy hanadio azy, ka hahatonga azy ho sambatra ao amin’ny fitiavany. - YP 435.4.HAT 381.2

    “Ny vady hendry kosa dia avy amin’i Jehovah.” ” Matoky azy ny fon’ny lahy (...) Soa no ataon-dravehivavy aminy, fa tsy ratsy, amin’ny andro rehetra iainany.” “Manokatra ny vavany amin’ny fahendrena izy; ary ny lalàn’ny famindrampo no eo amin’ny lelany. Mitandrina tsara ny ataon’ny ankohonany izy ary tsy homana ny mofon’ny fahalainana. Ny zanany mitsangana ka midera azy hoe sambatra”; ny lahy koa mitsangana ka midera azy hoe: “Maro ny zazavavy nanao soa, fa ianao manoatra noho izy rehetra.” Izay mahazo vady toy izany dia “nahita zavatra tsara, ka nahita fitia teo imason’i Jehovah.” - Ministry of Healing, tt. 358, 359. {MYP 436.1}.HAT 381.3

    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents