Loading...
Larger font
Smaller font
Copy
Print
Contents

Hafatra Ho An'ny Tanora

 - Contents
  • Results
  • Related
  • Featured
No results found for: "".
  • Weighted Relevancy
  • Content Sequence
  • Relevancy
  • Earliest First
  • Latest First
    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents

    Ireo Bokin-Tsikidy sy Majika

    Tsy hanome tsiny anao izahay tamin’ny nampiasanao taloha ireny bokin-tsikidy ireny toy ny nampiasan’ny Efesianina azy. Tsy hanome tsiny ny fiantsoana avelo nataonao taloha sy ny fifandraisana amin’ny fanahy ratsy izahay. Kanefa moa ve tsy nisy fifandraisana tamin’ilay lehiben’ny herin’ny maizina ianao? Moa ve tsy nanaraka ny torohevitry ny andrianan’izao tontolo izao ianao tamin’izany? Moa ve tsy nandray anjara tamin’ny famitahana sy nandray anjara tamin’ny asa ratsiny ianao talohan’ny niovanao fo? Moa ve tsy nanana fifandraisana tamin’ny anjelin’ny ratsy ianao ka nianatra namitaka ny tenanao sy namitaka ny namanao ihany koa? Manao ahoana ny amin’ireo boky famakinao, inona no notsoahinao tamin’izy ireny? Manao ahoana ny fampiasanao ny fotoanao? Moa tsy mba nanery ny tenanao hianatra ny Boky Masina hihainoana ny feon’Andriamanitra ve ianao? Feno ny boky mamafy ny voan’ny fiahiahiana sy ny tsy finoana ary ny fandavana an’Andriamanitra izao tontolo izao: anisan’ireo nandray ireny boky ireny ianao mba hakanao lesona aminy. Mampanalavitra ny saina amin’Andriamanitra ireny ary mampisaraka anao amin’Ilay Mpiandry Tsara.HAT 239.2

    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents