Loading...
Larger font
Smaller font
Copy
Print
Contents

Hafatra Ho An'ny Tanora

 - Contents
  • Results
  • Related
  • Featured
No results found for: "".
  • Weighted Relevancy
  • Content Sequence
  • Relevancy
  • Earliest First
  • Latest First
    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents

    Toko 43 — Ny Fitoeran’i Kristy ao Anaty

    Raha mamaka sy miorina ao amin’ny finoana isika dia afaka ny “hahay mbamin’ny olona masina rehetra ny hahafantatra tsara izay sakany sy lavany ary haavony sy halaliny; ary hahalala ny fitiavan’i Kristy, izay mihoatra noho ny fahalalana. ”HAT 135.1

    Toe-javatra sarobidy sy mampahery mety hiseho! Ao amin’ny fo nodiovina tamin’ny fahalotoam-pitondran-tena rehetra no itoeran’ny Mpamonjy sarobidy, hahamendrika sy hanamasina ny toetra ary hahatonga ny olona ho tempolin’ny Fanahy Masina (...)HAT 135.2

    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents