Loading...
Larger font
Smaller font
Copy
Print
Contents

Hafatra Ho An'ny Tanora

 - Contents
  • Results
  • Related
  • Featured
No results found for: "".
  • Weighted Relevancy
  • Content Sequence
  • Relevancy
  • Earliest First
  • Latest First
    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents

    Fialan-Tsasatra Kristianina

    Tsy hoe omena fahafahana fotsiny hiala sasatra ny Kristianina fa tsy maintsy mandray andraikitra hampiala sasatra ny sainy ary hampahatanjaka ny rantsam-batany amin’ny fialan-tsasatra madio, mba hampiasany ny herim-batany sy ny herin-tsainy rehetra ka hanomezany voninahitra an’Andriamanitra. Kanefa ny zavatra takina amin’izy ireo dia tsy fialan-tsasatra mampitotongana velively. Aoka hikendry mandrakariva ny mahasoa sy manandratra izay rehetra mandray anjara amin’ny fanatanterahana izany andraikitry ny fiainana kristianina izany.HAT 316.2

    Tsy manala tsiny izay rehetra manao fialam-boly manimba ny tenany mba hahatanteraka ny andraikiny andavanandro sy haningotra ny fahafahany midera Ilay Tsitoha sy ny zavatra any ambony Andriamanitra. Manapariaka ny fifaliana sy ny hery miasa mangina manandratra ny fivavahana. Ambonin’ny vanivany adala sy ny sangisangy maivamaivana rehetra izy. Ny fialan-tsasatra rehetra atao dia tokony hikendry mandrakariva hery sy tanjaka vaovao avy amin’Ilay Loharanon-kery, mba hahatraran’ny fiainantsika fahadiovana sy fahatsarana ary fahamasinana ambonimbony kokoa.HAT 316.3

    Larger font
    Smaller font
    Copy
    Print
    Contents